# Inona no nataon'ny vahoaka taorian'ny tsy namelan'i Yaveh azy ireo horotidrotehan'ny nifin'ireo fahavalony? Nisaotra an'i Yaveh izy ireo. # Tahaka ny inona ny fandosiran'ny Israelita? Tahaka ny vorona miala amin'ny fandrik'ireo mpihaza ny nandosiran'izy ireo.