# Karazan'olona inona no ratsy fanahy amin'i Yaveh? Ny olona izay manamarina ny olon-dratsy ary ny olona izay manameloka ny olo-marina dia ratsy fanahy amin'i Yaveh.