# Nahoana no niresaka nanohitra an'i Mosesy i Miriama sy Arona? Niresaka nanohitra an'i Mosesy noho ilay vehivavy Kosita izay nampakariny i Miriama sy Arona. # Inona no nolazaina mba hanindriana fa nanetri-tena i Mosesy? Ilay lehilahy Mosesy dia tena nanetri-tena, be fanetre-tena noho ny olona hafa rehetra eto an-tany.