# Iza tamin'ireo zanaka roa lahy no nanao ny sitrapon'ny rainy? Ilay lahimatoa. # Nahoana no nolazain'i Jesosy fa ireo mpamory hetra sy ny mpivaro-tena no hiditra ny fanjakan'Andriamanitra alohan'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna? Nambaran'i Jesosy fa hiditra ny fanjakana izy ireo satria nino an'i Jaona, fa ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna kosa tsy mba nino an'i Jaona.