# Raha mbola tsy mihaino ihany ny rahalahinao, inona no zavatra fahatelo tokony hataonao? Fahatelo, tokony hambaranao ao amin'ny fiangonana ny raharaha. # Raha mbola tsy hihaino ihany ny rahalahinao, inona no tokony hatao? Farany, raha tsy hihaino ny fiangonana izy, dia tokony ho entina toy ny Jentilisa sy mpamory hetra.