# Inona no asa fiveloman'i Petera sy Andrea? Mpanarato i Petera sy Andrea. # Inona no nolazain'i Jesosy fa hanaovany an'i Petera sy Andrea? Nambaran'i Jesosy fa hataony mpanarato olona i Petera sy Andrea.