# Inona no nampanantenain'i Yaveh hiseho raha nitondra ny amapahafolon-karena feno tao amin'ny trano fitahirizana Israely? Yaveh dia nampanantena fa Izy dia hiteny mahery an'ireo izay mandrava anareo, ary ireo firenena rehetra dia hiantso an'Israely hoe sambatra.