# Inona no atao raha tsy mahavidy zanak'ondry ny vehivavy iray nitera-dahy? Raha tsy mahavidy zanak'ondry ny vehivavyiray, dia asaina mitondra zana-boromailala roa na domoina mba ho fanatitra dorana sy nohon'ny ota # Inona no hiseho amin'ilay vehivavy aorian'ny fanaovany ireo zavatra ireo? Ilay vehivavy dia hadio aorian'ny fanoloran'ny mpisorona fanatitra ho fanonerana ho azy.