# Taorian'ny nanaovan'i Arona ny fanatitra araka izay nolazaini Mosesy, inona no nataon'i Arona ho an'ireo vahoaka? Taorian'ny nanaovan'i Arona fanatitra, dia nanadratra ny tanany izy ary nitso-drano ireo vahoaka. # Inona no nitranga rehefa niseho tamin'ny vahoaka ny voninahitr'Andrimanitra? Rehefa niseho tamin'ny vahoaka ny voninahitr'Andrimanitra, dia nisy afo nivoaka ary nandevona ny fanatitra sy ny sabora izay teo ambonin'ny alitara. # Inona no natoan'ireo vahoaka rehefa nivoaka avy tamin'i Yaveh ny afo? Rehefa nivoaka avy tamin'i Yaveh ny afo, dia nihiaka sy nihohoka ireo vahoaka.