# Inona no nataon'i Mosesy tamin'ny ràn'ilay omby izay nentina mba ho sorona nohon'ny ota? Naka ilay rà i Mosesy ary nanisy izany tamin'ny tandroky ny ny alitara tamin'ny rantsan-tanany. Ary nandraraka ny ny rà teo amin'ny fototry ny alitara izy.