# Inona no tsy maintsy nentina raha toa ka nisy nandika ny didy sy nanota tamin'ny alalan'ny tsy fihainoana izay notakian'i Yaveh? Izany fanatitra izany dia tsy maintsy ondry lahy tsy misy kilema avy amin'ny ondry aman'osy izay mitombana volafotsy iray sekely.