# Inona no navalin'i Josoa an'ny vahoakan'Israel? Nilaza tamin'ny vahoakan'Israely i Josoa fa tsy afaka manompo an'i Yaveh izy ireo nohon'ny fandikàn-dalàna sy ny fahotan'izy ireo.