# Inona no zavatra ratsy nolazain'i Yaveh fa nataon'i Elifaza sy ireo namany? Tsy niteny zava-marina mahakasika an'i Yaveh toy ny nataon'i Joba izy ireo. # Inona no nasain'i Yaveh nomen'i Elifaza mba ho fanatitra? Niteny azy mba haka omby lahy fito sy ondry lahy fito ho an'ny tenan'izy ireo ho fanatitra dorana Izy. # Vavak'iza no lazain'i Yaveh fa ho ekeny? Yaveh dia nilaza fa Izy dia hanaiky ny vavak'i Joba.