# Ahoana elanelan'ny kirany ao an-damosin'ny leviatana? Ny iray dia tena mifanakaiky amin'ny iray hafa hany ka tsy misy rivotra afaka miditra eo anelanelan'ireo. # Ahoana no hanoritsoritan'i Yaveh ny mason'ny leviatana? Ny masony dia tahaka ny hodimason'ny vao mangiran-dratsy.