# Iza no tsy manana afa-tsy fanesoana ho an'i Joba? Ireo izay tanora noho i Joba dia tsy manana na inona na inona afa-tsy fanesoana ho azy. # Inona no nampahia ny rain'ireo zatovo lahy? Nahia nohon'ny fahantrana sy ny hanoanana izy ireo.