# Ahoana no hanaovan'Andriamanitra ny fanadikan-dalàn'i Joba sy ny helony raha tapitra ny fahatezeran'Andriamanitra? Andriamanitra dia hanisy tombo-kase ny fandikan-dalàn'i Joba, ary hanarona ny helok'i Joba.