# Inona no nomen'Andriamanitra an'i Joba? Andriamanitra dia nanome aina sy fanekena mahatoky azy. # Inona no hataon'Andriamanitra raha manota i Joba? Andriamanitra dia hitsikaritra ny otany, ary tsy hanafaka azy amin'ny helony.