# Amin'ny inona no hampitahan'i Joba ny volan'ny fahoriany sy ny aliny feno fikorontanana? Izy dia mampitaha ireo amin'ny andevo maniry ny alina, na ny lehilahy nokaramaina maniry ny karamany.