# Ahoana ny fomba nolazain'i Jakoba fa tsy maintsy hampisehoantsika ny finoantsika? Nilaza i Jakoba fa tokony mampiseho ny finoantsika amin'ny asa isika. # Inona no hinoan'ireo izay milaza fa manana finoana sy demonia? Ireo izay milaza fa manam-pinoana sy demonia dia mino fa iray ihany ny Andriamanitra.