# Inona no mitranga manoloana ny fibedesan'i Yaveh? Ritra ny ranomasina ary ataony tany hay ny renirano. Manarona ny lanitra Yaveh ary mandrakotra izany amin'ny lamba fisaonana.