# Nahoana Yaveh no handoto ireo manam-boninahitry ny toerana masina; hanolotra an'i Jakoba ho eo amin'ny fandringanana ary Israely ho amin'ny latsa? Hanao izany Yaveh satria nanota ny razamben'izy ireo ary ny mpitondra-teniny dia nanao heloka tamin'i Yaveh.