# Inona no hampiasainy hitsarana ny mahantra sy ny manetri-tena? Tsy hitsara araka izay hitan'ny masony izy na izay ren'ny sofiny. Hitsara amin'ny fahamarinana izy ary hanapaka ara-drariny. # Inona no hataony amin'ireo ratsy fanahy? Havonoiny amin'ny fofonain'ny molony izy ireo.