# Nahoana no samy nalahelo ny mpitondra kapoaka sy ny mpanao mofo ny ampitso maraina? Samy nalahelo izy ireo satria tsy nisy afaka nandika ny hevitry ny nofin'izy ireo. # Iza no nolazain'i Josefa fa afaka mandika ny hevitr'ireo nofy? Nilaza Josefa fa Andriamanitra no afaka mandika ny hevitr'ireo nofy.