# Fotoana maro taty aoriana, dia nahoana no nila nampaherezina i Joda? Nampaherezina i Joda satria maty ny vadiny. # Inona no nataon'i Tamara rehefa reny fa handeha ho any Timna i Joda? Nanala ny akanjo maha-mpitondratena azy i Tamara, nanao voaly ary nanarona ny tenany, ka nipetraka teo akaikin'ny lalana mankany Timna. # Nahoana no nanao izany i Tamara? Nanao izany i Tamara satria efa nihalehibe ny zanaka lahin'i Joda fahatelo, nefa tsy nomena azy ho vadiny izy.