# Ho lasa tahaka ny toerana iza ny tanin'Israely? Ny tanin'Israely dia ho lasa tahaka ny sahan'i Edena. # Inona no ho fantatr'ireo firenena hafa rehefa mahita ireo tanĂ na misy mponina sy ravan'Israely natsangana indray izy ireo? Ho fantatr'ireo firenena fa ny Tompo dia Yaveh ary Yaveh no nanorina indray an'Israely.