# Inona no nomen'i Yaveh ny vahoakan'Israely tany an'efitra? Yaveh dia nanome ny vahoaka ny lalàny, didiny, ary ny Sabatany. # Inona no nolazain'i Yaveh fa ho afaka nataon'izy ireo raha nankato ireo didiny izy ireo? Yaveh dia nilaza ny vahoaka fa afaka niaina izy ireo raha nankato ny didiny.