# Inona ireo zavatr'i Yaveh efatra izay nasain'i Mosesy ho tandreman'ny vahoaka mandrakariva? Nasainy hitandrina mandrakariva ny fampianaran'i Yaveh, ny lalàny, ny fitsipiny, ary ireo didiny.