# Inona no ataon'ny olona izay hitsangana amin'ny toeran'ny mpanjakan'ny Avaratra? Manery ny handoha hetra mba hanehoana ny famirrapiratan'ny fanjakana. # Inona no hiseho amin'ny olona izay manery azy handoha hetra? Aorian'ny andro vitsivitsy izay hamotika azyn fa tsy amin'ny hatezerana na amin'ny ady. # Ahoana no hanatsinotsinoavina ny olona izay tsy nanome voninahitra ny fahefan'ny mpanjaka? Ho tonga moramora ary haka ny fanjakana an-kafetsena izy.