# Inona no nataon'ilay osy tamin'ilay ondrilahy? Nanakaiky ilay ondrilahy ilay osy ary namotika ireo tandrony roa, nampienjera ilay ondrilahy tamin'ny tany ka nanitsakitsaka azy. # Rehefa potika ny tandroka lavan'ilay osy, inoina no naniry tamin'ny toerany? Tandroka lava efatra izay nanondro ireo rivotry ny lanitra no naniry teo amin'ny toeran'ilay iray izay potika.