# Inona no antony nomen'i Absaloma ny mpanjaka tamin'ny nandehanana tany Hebrona? Nilaza i Absaloma fa tokony handeha any Hebrona izy mba hanefa ny voady nataony tamin'i Yaveh.