# Inona no tanjona nilazan'i Paoly an'ireo zavatra rehetra ireo tamin'ireo mpino Korintiana? Nilaza ireo zavatra rehetra ireo Paoly mba hanorenana an'ireo mpino Korintiana.