# Nahoana Paoly no nilaza fa tsy adala izany raha nirehareha izy? Nilaza Paoly fa tsy maha-adala aminy ny fireharehana satria milaza ny marina izy. # Inona no nitranga tamin'i Paoly mba hifehy azy tsy hirehareha loatra? Nasiana tsilo ny nofony, ny mpitondra hafatr'i Satana mba hanakorontana azy.