# Rehefa niady Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy, dia inona no fitaovam-piadiana tsy nampiasain'izy ireo? Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy dia tsy nampiasa fiadiana ara-nofo rehefa niady. # Inona no hery ananan'ny fiadiana nampiasain'i Paoly? Ny fiadiana nampiasain'i Paoly dia manana hery avy any an-danitra mba hamotehana ny fanahy ratsy.