# Inona no nolazain'i Paoly fa tokony ataon'ireo mpino Korintiana ankehitriny ho an'ilay nosazian'izy ireo? Nilaza Paoly fa tokony hamela sy hampionona izany olona izany izy ireo. # Nahoana Paoly no nilaza tamin'ireo mpino Korintiana fa tokony hamela sy hampionona an'ilay nosazian'izy ireo? Izany dia mba tsy handifotra an'ilay voasazy amin'ny alahelo be loatra.