# Inona amin'ny ampahan'ny filazantsara no manan-danja voalohany? Ireo ampahany manan-danja voalohany dia i Kristy maty nohon'ny otantsika araka ny Soratra masina ary Izy nalevina, fa nitsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra masina.