# Inona no azon'Yaveh amin'ny eritreritry ny olona tsirairay? Mahatakatra ny fahazotoan'ny eritreritry ny olona rehetra Izy. # Inona no mety hiseho raha mandao an'i Yaveh i Solomona? Hanary azy mandrakizay i Yaveh.