# Inona no nataon'Yaveh tamin'i Abrahama mba ahatsiarovana ireo Israelita mandrakizay? Nanao fanekena tamin'i Abrahama Izy, ary hanao an-tsaina mandrakizay ireo fanekena nataon'Yaveh ireo Israelita. # Inona no nampanantenan'Yaveh tamin'ny olona fa omeny ho lovain'izy ireo? Nampanantena ny hanome ny tanin'ny Kanana ho azy ireo i Yaveh.