# Inona no notendrena ho ataon'i Asafa sy ireo rahalahiny? Notendrena hihira ny hiran'ny fisaorana an'i Yaveh izy ireo. # Inona no noresahan'ny olona momban'ny hira izay nohirain'i Asafa sy ireo rahalahiny? Niresaka momban'ny asa mahagagan'i Yaveh rehetra izy ireo.