# Inona no akanjo nanaovan'i Davida ary inona no lamba nanaovana ny akanjony? Nanana akanjo lava tamin'ny rongony fotsy madinika i Davida ka nanaovany izany. # Iza no nampiakatra ny fiara tamin'ny hiakam-pifaliana, tamin'ny feon'ireo tandroka, tamin'ny kimpantsona ary tamin'ny valiha sy harpa? Ny Israely rehetra no nampiakatra ny fiara.