# Fa naninona no nanamasin-tena ireo mpisorona sy ireo Levita? Nanamasin-tena izy ireo mba ahafahany mitondra ny fiaran'Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely. # Avy tamin'ny inona no nandidian'i Mosesy ny amin'ny fikarakarana ny fiara amin'ny soroka amin'ny bao? Nomena avy tamin'ny tenin'Yaveh ireo didy amin'ny fikarakarana ny fiara.