# Iza no nolazain'i Davida tamin'ilay olona iray izay notendren'Yaveh hikarakara ny fiara? Ireo Levita no olona tokana izay nosafidian'Andriamanitra hikarakara ny fiara. # Fa inona no nanangonan'i Davida ny vondrona rehetra ao amin'ny Israely tao Jerosalema? Nangonin'i Davida izy ireo mba hitondra ny fiaran'Yaveh ho amin'ny toerana izay efa nomaniny ho amin"izany.