# Inona no namalian'Yaveh an'i Davida rehefa nanontany i Davida raha hanafika an'ireo Filistina Izy? Niteny tamin'i Davida i Yaveh fa hanafika azy ireo ka hanome azy ireo amin'i Davida. # Inona no baiko nataon'i Davida tamin'ireo andriamanitr'ireo Filistina izay navelany teo? Nanome baiko ny nandorana ireo andriamanitr'ireo Filistina i Davida.