# Inona no nataon'Yaveh rehefa naninjitra ny tanany hiazona ilay fiara i Oza ka nianjera ny omby? Nirehitra tamin'i Oza ny hatezeran'i Yaveh, ary novonoin'i Yaveh izy # Inona no nahatezitra an'i Davida tamin'i Yaveh? Tezitra i Davida satria namono an'i Oza i Yaveh.