# Ohatran'ny ahoana ilay lehilahin'i Manase, izay tonga mpifehy ny miaramilan'i Davida taty aoriana? Ny lehilahin'i Manase dia lehilahy mpiady izay nanampy an'i Davida tamin'ny ady nanohitra ireo tafika.