# Inona no navalin'i Amasay ny fitarainan'i Davida? Niteny tamin'i Davida i Amasay fa iray isika eo imasony ary fiadanana ho amin'ireo izay manampy an'i Davida satria manampy azy ny Andriamaniny.