# Fa naninona i Saoly no maty? Maty i Saoly satria tsy nino ary tsy nahatoky ny fitondran'Yaveh, nefa naka toro-hevitra tamin'ny olona izay niresaka tamin'ny maty. # Tamin'iza no namiindran'Yaveh ny fanjakan'Israely? Nafindran'Yaveh tamin'i Davida zanaka lahin'i Jese ny fanjakana