# Maninona no tian'i Saoly ho trobaran'ny mpitondra fiadiana amin'ny sabany izy? Tiany ho trobarany amin'ny sabany i Saoly amin'izay tsy afaka ny hanararaotra azy ireo tsy voafora. # Inona no nataon'i Saoly rehefa tsy nanatrobaka azy ny mpandefona? Naka ny sabany i Saoly ary lavo teo amin'izany izy.