# Tamin'ny no nanoratana ireo tetiharan'ny Israely rehetra? Voasoratra tamin'ny Bokin'ireo Mpanjakan'Israely ireo tetiharana. # Maninona i Joda no natao sesi-tany tao Babylona? Nalefa sesi-tany tany Babylona i Joda noho ireo fahotany. # Iza ilay olona voalohany nonina tao amin'ny tanànan'izy ireo? Ny sasany tamin' ireo Israelita, ireo mpisorona, ireo levita, ary ireo mpanompon'ny tempoly no olona voalohany nonina tami'ireo tanàny.