# Taiza ireo Levita no nonina satria tsy nomena tany manokana tahaka ireo foko hafa izy ireo? Notendrena amin'ny ankamaroan'ny tanĂ na miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilona amin'ireo fokon' i Joda, Simeona, ary Benjamina ireo Levita.