# Inona no andraikitr'i Arona sy ireo zanakalahiny amin'ireo fanatitra mahagaga? Tompon'andraikitra amin'ireo fanatitra eo amin'ny alitara ho amin'ny fanatitra dorana sy amin'ny alitaran'ny dintin-kazo manitra izy ireo. # Inona izany fanatitra izany? Mahagaga amin'ireo fahotan'Israely izany fanatitra.